|
|
|
|

Entry1  fofon' aina
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  fofona, aina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy
Explanations in English  5  [1.2] [fofon-aina] The breath; lit. the breath of life.
Examples  6  [2.131] ka raha sofiny hianao mba tandrony aho
raha mikopaka hianao mba mihodina aho
raha manao fofonaina mifanerana hianao

All compound words 
Vocabulary  8  Biology

Anagrams  9 fofoanina, 10 fofon' aina

Updated on 2025/09/12